|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fohy fijery
Singan-teny  2 fohy, 3 fijery
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny voamasony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky. [1.10#F622]
Fanazavàna teny frantsay  6 myope. [1.3]
Voambolana  7  Fahasalamana
Tovy hevitra  8 fohy maso

Teny iditra (2/2)9  fohy fijery
Singan-teny  10 fohy, 11 fijery
Sokajin-teny  12  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  13 tsy mahatsinjo mialoha ny zavatra mety ho vokatry ny atao. [1.10#F622]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12